|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitrena |
| Fototeny | 2 trena |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mimà (omby)
5 Mifofofofo, mimamamama (riaka) 6 Manao feo mampitahotra (olona tezitra misafoaka) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to bellow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 mugir
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 mitrenà |
| Fototeny | 16 trena |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrena [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 18 manetry, mitrena, mitrenà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|