|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitrifana |
| Fototeny | 2 trifana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 mitrifantrifana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mitrifàna |
| Fototeny | 12 trifana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrifana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 14 mañifatry, mitrifàna, mitrifana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|