|
|
|
|

Teny iditra1  mitroatra
Fototeny  2 troatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana:
5 Nitroatra Rakoto raha vao nahare ilay feo niantso azy
6 Taitra tampoka ka mandrifatra:
7 Nitroatra Ikalamena ka tsy tana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to jump about; to be carried away by anger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 sauter, bondir; se laisser emporter par la colère [1.8]
Ohatra  10  Notazonina ela loatra angamba ny fo, ka rahefa ela na raha tojo fandonana mafy noho ny isan' andro, tsy tana fa mitroatra. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17