|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 troatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fialana tampoka amin' izay misy ny tena noho ny hatairana na fandrenesana maharary mafy
4 Fahatairan' ny biby tampoka ka mahatonga azy handrifatra [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bond, saut, action de se cabrer
6 figuré: colère, emportement [1.3#745] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 25 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|