|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitrosina
Fototeny  2 trosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera miantoraka any anoloana ka ny loha no mipoka aloha amin' ny tany
5 Mangataka miambezo [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mitrosìna
Fototeny  11 trosina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrosina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mañisotry, 14 mañoritsy, 15 manositry, 16 misarinto, mitrosina, mitrosìna, 17 Simronita

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27