|
|
|
|

Entry1  mitsahatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsahatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo.
Explanations in French  15  [1.3] Cesser, s’arrêter, se reposer
figuré: se retirer sans rien obtenir
Examples  16  [2.117] Baikoina hijanona izy dia mitsahatra.
17  [2.558] Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona.
18  [2.470] hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany.
Proverbs  19  Proverbs containing the word mitsahatra

Anagrams  20  mahatsitra, mitsahatra

Updated on 2025/08/10