Entry (1/3) | 1 mitsaika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tsaika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mitsaika |
Entry (2/3) | 10 mitsaika |
Part of speech | 11 active verb |
Root | 12 tsaika |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Mifantina ny voam-bary tsara |
Entry (3/3) | 14 mitsaika |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 [1.13] mitoe-jaza |
Explanations in French |
17 [1.13] fécondée |
Anagrams | 18 asitakim, itsaikam, masikaty, masikita, miakatsy, mitakasi, mitsaika, mitsiaka, tsy maika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |