Entry (1/2) | 1 mitsapa |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tsapa |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. 17 [1.78] [Taisaka] manjono amin'ny tanana |
Explanations in English |
18 [1.7] to touch, to feel of; to console |
Explanations in French |
19 [1.8] toucher; palper; consoler |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word mitsapa |
Entry (2/2) | 21 mitsapà |
Part of speech | 22 imperative of active verb mitsapa [Full list] |
Root | 23 tsapa |
Explanations in Malagasy |
24 [1.1] |
Explanations in French |
25 [1.3] |
Anagrams | 26 itsapam, mitsapà, mitsapa, mpiatsa, tsapaim |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |