|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsefatsefaka |
| Fototeny | 2 tsefatsefaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fitokoavana |
4 hentana 5 mangentana 6 manofoka 7 misomalantsiatra [2.470#] |
| Ohatra |
8 tsy miala amin' ny lokom-bolafotsy mitsefatsefaka izy ireny, nony sendra rivotra mitsoka malefaka orana no hany tsininy kely, hila tsy hahatamana ny tsy ampy fitafy sendra nivoaka alina.
[2.470#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|