|
|
|
|

Teny iditra1  mitselatselatra
Fototeny  2 tselatselatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 angamenavava [2.928#]
Ohatra  5  Mitselatselatra hoatry ny afo ny sabatra eny an-tanany Ny poleta koa mitselatra, mahitsy tifitra tsy laitra Kanjo. [2.928#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13