|
|
|
|

Teny iditra1  mitsiditsidika
Fototeny  2 tsiditsidika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 manaikitra [2.69#]
Ohatra  5  Nahoana, hoy aho, no dia tsy mba mitsiditsidika? [2.69#]
6  Izahay, aty Ambositra aza, dia tsy mahita azy matetika, fa mitsiditsidika faritany izy. [2.270#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13