|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manaikitra |
| Fototeny | 2 kaikitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo
5 Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra 6 Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay 7 Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao 8 Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ 9 Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to bite, to cause pain
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 mordre; piquer, faire mal
[1.8] |
| Ohatra |
12 manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany!
[2.528#]
13 ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 18 mamazana, 19 manakarepoka, 20 manakaretoka, 21 manaketoka, 22 manatandra, 23 mandramatra, 24 mandramatra, 25 mandrambo, 26 mandriatra, 27 mandrovitra, 28 mikaretoka, 29 miketoka |
| Kamban-teny rehetra | 30 manaiki-molotra |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manaikitra, 32 manati-kira, 33 miantraika, 34 mitakarìna, mitakarina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|