Entry | 1 mitsilotsilo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ |
Explanations in French |
4 [1.196] être épineux, garni d'épines comme les ronces |
Examples |
5 [2.470] mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. 6 [2.298#74] Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao. |
Root | 7 tsilotsilo |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mitsilotsilo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |