Entry | 1 mitsinjo avo avaratra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mitsinjo, avo, avaratra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mihevitra loatra ny fananan' ny ray aman-dreny ka mihaitraitra tsy mety miasa na miahy tokantrano |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |