Entry | 1 mitsipaka |
Root | 2 tsipaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandaka, manosika amin' ny tongotra: Aza avela hitsipaka ny vilia ny zazakely Manohitra, mandà: Telo no nankatò ilay tolo-kevitra fa dimy kosa nitsipaka Maty, dangy terỳ: Voan' ny filesy ilay voronkely ka nitsipaka teo no ho eo Mandaka avy eo aoriana, manao savoam-body: Mitandrema fa mahery mitsipaka io boriky io. [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Anagrams | 11 mapatsiky, 12 mipatsaky, 13 mipatsika, 14 mitsipaka, 15 mpitsaika, 16 mpitsiaka, 17 tsimipaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |