Entry | 1 mitsipika |
Root | 2 tsipika |
Part of speech | 3 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1] 5 Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 10 2 combinations of this word |
Anagrams | 11 mipitsika, 12 mitsipika, 13 sitampiky |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |