|
|
|
|

Entry1  mitsiratsiraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany
Explanations in French  4  [1.196] avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille)
Root  5  tsiratsiraka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mitsiraka
Proverbs  10  Proverbs containing the word mitsiratsiraka

Updated on 2024/12/11