|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsoaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsoaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena
Explanations in English  18  [1.7] to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket
Explanations in French  19  [1.8] se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer

Entry (2/2)20  mitsoaka
Part of speech  21  active verb
Root  22  tsoaka
Explanations in Malagasy  23  [1.78] [Tambahoaka] mandova, mandimby

Anagrams  24  atakosim, atsaikom, itsakoam, kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka

Updated on 2025/08/10