|
|
|
|

Entry1  mitsoboka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsoboka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho
Examples  10  [2.357#] nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita
Proverbs  11  Proverbs containing the word mitsoboka

Anagrams  12  mitsaboko, mitsoboka, tsokaomby

Updated on 2025/08/10