|
|
|
|

Entry1  mitsoriaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsoriaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any
Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra
Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao
Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity
Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy
Proverbs  9  Proverbs containing the word mitsoriaka

Anagrams  10  akamositry, mitsoriaka, tsimiroaka

Updated on 2025/07/29