|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivanàka |
| Fototeny | 2 vanaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijery toy ny adala, ny vava mitanatana
5 Gaga sady taitra tampoka ka mitanatana fotsiny ny vava [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 mivanakà |
| Fototeny | 11 vanàka |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanàka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 13 manavika, 14 manivaka, 15 mivakana, mivakàna, mivanàka, mivanakà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|