|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivantana
Fototeny  2 vantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao
5 Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako
6 Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)12  mivantàna
Fototeny  13 vantana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivantana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manintava, 16 mavintana, mivantana, mivantàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27