| Entry (1/2) | 1 mivarina |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 varina |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony |
| Proverbs | 11 Proverbs containing the word mivarina |
| Entry (2/2) | 12 mivarìna |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mivarina [Full list] |
| Root | 14 varina |
| Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
| Explanations in French |
16 [1.3] |
| Anagrams | 17 ivarinam, miravina, mivarìna, mivarina |
| Updated on 2025/08/10 |
|