|
|
|
|

Entry1  mivarotra ambongadiny
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mivarotra, ambongadiny
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin' ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. -- Mpivarotra ambongadiny aho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony

Updated on 2025/07/29