|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivarotra omby anaty ambiaty |
| Singan-teny | 2 mivarotra, 3 omby, 4 anaty, 5 amby, 6 aty |
| Sokajin-teny | 7 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 mivarotra zavatra tsy fantatra akory
[1.1] [manao varotra omby anaty ambiaty] 9 mivarotra zavatra tsy aseho eo anatrehana akory fa lazalazaina am-bava fotsiny ny mombamomba azy [1.62] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to sell an ox among the shrubs; fig. to cheat in trade.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|