|
|
|
|

Entry1  mivatsy
Part of speech  2  active verb
Root  3  vatsy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana
Explanations in English  9  [1.7] to take along provisions for a journey
Explanations in French  10  [1.8] prendre des provisions pour un voyage
Proverbs  11  Proverbs containing the word mivatsy

Updated on 2025/07/29