|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mive
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mivoy [Tambahoaka, Taisaka, Sihanaka, Tanosy] [1.78]
4 mirona, mihilana, mievona, mivoy [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/3)5  mive
Fototeny  6 ve
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 miverina [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)9  mive
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mievina [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Voambolana  12  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12