|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ve |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana:
4 Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? 5 Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: 6 Moa ve hijanona ianao? [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase
[1.3] |
| Ohatra |
8 Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela)
[1.3]
|
| Tovy hevitra | 9 va |
| Mpanahaka | 10 moa |
| Teny iditra (2/3) | 11 ve |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 fivoizana lakana
[Taisaka]
[1.78] 14 fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Betsimisaraka] [1.78] |
| Voambolana | 15 Fifamoivoizan-tsambo |
| Tovy hevitra | 16 five |
| Teny iditra (3/3) | 17 ve |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 evina
[Taisaka]
[1.78] |
| Voambolana | 20 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|