|
|
|
|

Teny iditra1  miveravera
Fototeny  2 veravera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsikera, mivohavoha
5 (akanjo) Mivaroradroraka: Miveravera ny akanjonao izany ka amboary tsara
6 Mivozavoza, mitavozavoza, mitahontahona: Miveravera koa izany raha zazavavy! [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12