|
|
|
|

Teny iditra1  veravera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanatsikerakerana sy fanasaratsarahana ny vohavoha na landy hofolesina
4 Fivaroradrorahan' ny akanjo anaovana ka mampiseho vatana
5 Toetran' ny olona mivozavoza, mitahontahona. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19