|
|
|
|
Teny iditra
1
mivikavika
Fototeny
2
vika
vi
ka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Vita vikavika:
Vao mivikavika izy ity ka hanaovanao sahady ve?
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mivikavika
6
Ny lasa :
nivikavika
7
Ny hoavy :
hivikavika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12