|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vikavika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba fanjairana hanamarihana izay tena hozairina na hitanana azy fotsiny vonjimaika; zojòtra: Ataovy vikavika fotsiny aloha fa izaho no hanjaitra azy amin' ny milina
[1.1] 4 zaitra mahalana alohan'ny tena izy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 large stitches, tacking or basting stitches
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de faufiler; gros points de couture
[1.8] 7 faufil, point de bâti [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Toe-karena: zaitra |
| Mpanahaka | 25 tsetsekydify |
| Fivaditsoratra | 26 vakivaky, vikavika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|