|
|
|
|

Entry1  mivoatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  voatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Milamina: Mivoatra tsara ny bokinao ato en' efitranonao
Mandroso, mihatsara: Tokony hivoatra hatrany ianareo fa tsy hianina fotsiny amin' izao toetra anananareo izao
Miendrika: Mivoatr' adala Rangahy io
Explanations in English  9  [1.7] to be well arranged
Explanations in French  10  [1.8] être bien arrangé; s'améliorer; évoluer

Anagrams  11  ivarotam, miavotra, mivarota, mivoatra, varo-maty, voamitra

Updated on 2025/07/29