Entry (1/2) | 1 mivoha |
Root | 2 voha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misokatra, tsy mikatona: Mivoha ny varavarankely ka miditra ny rivotra madio Azo aleha: Efa mivoha ny lalana manhany Toamasina Mangata-dalana tsy ho tonga: Mivoha lava io mpianatra io [1.1] |
Explanations in English |
5 to be open, to open [1.7] |
Explanations in French |
6 s'ouvrir, être ouvert [1.8] |
Examples |
7 Dia nivoha io, nivoha moramora ary nitafitafy.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 3 combinations of this word |
Entry (2/2) | 13 mivohà |
Root | 14 voha |
Part of speech | 15 imperative of active verb mivoha [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 mivohà, mivoha |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |