Entry | 1 mivohitra |
Root | 2 vohitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [1.1] |
Explanations in English |
5 to swell, to bulge [1.7] |
Explanations in French |
6 être bombĂ© [1.8] |
Examples |
7 Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony.
[2.470]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 3 combinations of this word |
Anagrams | 13 mihavotry, 14 mihovitra, 15 mivohitra |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |