|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivolana
Fototeny  2 volana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteny: Maninona ianao no tsy mivolana indray ? [1.1]
5 miteny [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 to speak [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 parler [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 tsy miteny tsy mivolana

Teny iditra (2/2)13  mivolàna
Fototeny  14 volana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mivalona, mivolana, mivolàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27