Entry | 1 mivontirika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vontirika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho |
Explanations in English |
8 [1.7] to be glassy-eyed, to be pop-eyed |
Explanations in French |
9 [1.8] avoir les yeux en saillie |
Vocabulary |
10 Health |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mivontirika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |