|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivorovoro
Fototeny  2 vorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro:
5 Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  mivorovoro
Fototeny  10 vorovoro
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 tafavory tsy nampoizina [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17