Entry (1/3) | 1 mivovò |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vovo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity |
Explanations in English |
8 [1.7] to bark |
Explanations in French |
9 [1.8] aboyer |
Examples |
10 [2.347#72] Ny alika handramatra tsy mivovo. 11 [2.285#] aza tsy mahavely vava amboa mivovo. 12 [2.588#] Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. |
Vocabulary |
13 Sound 14 Zoology: (in general) |
Entry (2/3) | 15 mivovo |
Part of speech | 16 active verb |
Root | 17 vovo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo |
Entry (3/3) | 22 mivovo |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Taisaka]
mitsikilo, mitily |
Anagrams | 25 mivovo, mivovò, vovoim |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |