Entry (1/3) | 1 mizara |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1] |
Explanations in English |
5 to divide out, to distribute; to be divided [1.7] |
Explanations in French |
6 diviser, distribuer [1.3.fr#868, 1.8] 7 faire des lots être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3.fr#868] 8 diviser [1.13.fr#149] |
Examples |
9 mizara firy izy io?
[2.314]
10 Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory. [2.442] 11 Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314] 12 Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée) [1.3#868] 13 mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves) [1.3#868] 14 mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres) [1.3#868] |
Morphology |
|
All compound words | 19 6 combinations of this word |
Vocabulary | 20 Mathematics: arithmetic |
Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 22 mizarà |
Root | 23 zara |
Part of speech | 24 imperative of active verb mizara [Full list] |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1#749] |
Explanations in French |
26 [1.3#868] |
Entry (3/3) | 27 mizara |
Root | 28 zara |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in English |
30 division [1.7] |
All compound words | 31 isa mizara |
Vocabulary | 32 Mathematics: arithmetic |
Anagrams | 33 mariza, 34 mazary, 35 mizara, mizarà, 36 Zamirà |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |