|
|
|
|

Teny iditra1  mokafohy
Singan-teny  2 moka, 3 fohy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karaza-moka kely izay manaikitra amin' ny antoandro [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7 tsingaroka
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  9 mikofoha, mokafohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12