|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 moky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsato-kazo alevina mafy any anaty tany hamatorana ny omby maditra
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 moky |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 zava-pihinana tsy nisasarana, otazana na alaina eo anivon'ny zavaboary
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 denrée de cueillette
[1.13] |
| Teny iditra (3/3) | 8 moky |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (probablement de moky : piquet auquel on attache les animaux mokindambo). Ipomoea sp. (Convolvulaceae).
11 Espèce à feuilles et fleurs très petites, paraissant spéciale au Sud-Ouest. [Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 14 komy, 15 miko, moky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|