|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mole
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Biby tahaka ny soavaly nefa manana ny bikabikan' ny ampondra (ny mole na Ramole dia zanaky ny ampondralahy sy ny soavalivavy ) [1.1]
4 safiotra avy amin'ny ampondra sy soavaly [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 a mule [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mulet [1.3, 1.54]
7 mulet [1.8]
Voambolana  8  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  9 ramole

Teny iditra (2/3)10  mole    
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12 kambo: a mole or other growth on the skin [1.7]
Voambolana  13  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)14  mole    
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 môla: mole [1.13]

Fivaditsoratra  17 lemo, 18 melo, mole

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20