|
|
|
|

Entry (1/4)1  momba
Part of speech  2  conjunction [Full list]
All compound words  3  19 words containing momba
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny amin' ny, mikasika ny...: Niresaka momba ny fitsapana hevibahoaka izahay
Examples  5  [2.470] Dia niresaka momba ny varotra sy ny vidin-javatra izy mivady.

Entry (2/4)6  momba
Part of speech  7  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Tsy miteraka: Taloha nalain' ny fanjakana ny fananan' ny olona momba (ny biby raha tsy miteraka, tsy mba atao hoe momba fa bada)
Explanations in English  10  [1.7] barren (used of human beings)
Explanations in French  11  [1.3] barren. Used of women
12  [1.8] stérile (se dit ses personnes)

Entry (3/4)13  momba
Part of speech  14  active verb
Root  15  omba
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Manaraka, mihazo: Nomba irý lohasaha ambany atsimo irý izy
Miaraka, mandeha miaraka, manotrona: Intý ny lambamena homba ny maty ~ Nisy lehilahy telo nomba azy
Miandany, manampy: Moa momba ny tarik' i Rainisongomby ve ianao?
Mikasika: Miresaka momba ny fanampiana ireo tra-boina ny fokonolona
Explanations in English  23  [1.2] to follow, to accompany, to associate with, to take part with.
Explanations in French  24  [1.3] suivre, accompagner, aller ensemble, suivre une direction; se ranger du parti de quelqu'un, concerner, regarder: Misy miaramila maro momba azy (Il y a plusieurs soldats qui l'accompagnent) ~ Nomba tanety izy (Il est passé par terre) ~ Nomba io tendrom-bohitra io izy (Il a suivi cette montagne) ~ Momba ny mpikomy izy (Il s'est rangé du côté de rebelles) ~ Raharaha momba ny fianakaviako izany (C'est une affaire qui regarde ma famille)

Entry (4/4)25  mom
Part of speech  26  imperative of active verb momba [Full list]
Root  27  omba
Explanations in Malagasy  28  [1.1]
Explanations in English  29  [1.2]
Explanations in French  30  [1.3]

Anagrams  31  mambo, momba, mombà, ombam

Updated on 2025/08/10