|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 monge-mahalatsaka |
| Singan-teny | 2 mongena, 3 mahalatsaka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 olona vitsivitsy teny, nefa ny teny avoakany manaikitra erỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 used of a steady-going person becoming angry and uttering scornful words
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui parle peu, mais dont les paroles sont à l' emporte-pièce ; un pince-sans-rire
[2.415] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 9 monge-mahefa |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|