|
|
|
|

Teny iditra1  moraina
Fototeny  2 mora
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny
5 Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery izy [1.1]
6 tsy sarotiny, malemy fanahy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 bénin, obligeant, bonasse, docile, qui s'adapte facilement [1.13]
Tsipelina hafa  8 morainy
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amarino, 11 amirano, 12 amorina, 13 armonia, 14 mairona, 15 mañaroy, 16 manoira, 17 manoria, 18 maorina, 19 maroina, 20 mianora, 21 miraona, moraina, 22 moriana, moriaña, 23 rano may

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27