|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : moraina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Toy ny aretina ny alahelo : ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.653]
Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.165 #1021] Toy ny aretina ny alahelo, ka ao ny morainy ary ao ny sarotiny. [2.558 #4265] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Le chagrin est comme la maladie: pour les uns il est bénin, pour les autres il est aigu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|