|
|
|
|

Entry1  mosary
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.78] [Bara] hanoanana
6  [1.1] Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona
Explanations in English  7  [1.7] famine
Explanations in French  8  [1.8] famine, disette
9  [1.405] [Sakalava-Mayotte] faim, famine
Examples  10  [2.588#] Hijanona eo moa, ho fati-mosary;
11  [1.436#] Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary.
Analogs  12  kere
Proverbs  13  Proverbs containing the word mosary
Article  14  Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  masiro, misaro, mosary, somary

Updated on 2025/08/10