|
|
|
|

Entry1  mpaminany
Root  2  vinany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy [1.1]
Explanations in English  5  a prophet [1.7]
Explanations in French  6  prophète [1.8]
Examples  7  Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy? [2.298#]
Vocabulary  8  Religion and Liturgy
Proverbs  9  Proverbs containing that word
Article  10  Randzavola: mpaminany ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11 mpaminany, 12 mpanimina

Updated on 2025/10/07