|
|
|
|

Entry1  mpamonjy
Part of speech  2  noun
Root  3  vonjy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany

Updated on 2024/12/11